Soa ihany Jeso (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy misy intsony ety tononkira.serasera.org an-tany
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2

Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny Anaranao
Derainay mbyqt koa mandrakizay
Ny lazanao fbaeagk sy ny herinao

(Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy) x2


(Ny unoi hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) x2

(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia a, A-amen) x2

A/C: RADOFA EMILE

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'i Betela
Visites : 145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 09/04/2026 07:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.232