Mifankatiava re (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
(Zagnahary agnambo nagnano olo jiaby e
Ka mifankatiava antsika olombelogno ô) x2
      Aoka havelantsika ny fitiavan-tegna a
      Hoy Jesosy, ka mifankatiava mpirahalahy
      Hamafiso ny fihavanagna a
      Ka samia mifanohantohana a
      Aza misy mifampialona ô
hsti      Fa taranak'i Adama sy Eva aby e
      Antsika eto an-tany

(Zahagna ny any atsimo (Toy izany ihany)
Marobe ny mpagnavakavaka
Na rgaxpd ny any avaratra, tsy mba misy mifagnampy
Na ny antsinagnana, tsy mahalala tononkira.serasera.org mifampiantra
Na ny any an-drefana, tsy mifankatia) x2

Hoy 'lay Jesosy be fitia
Mifankatiava toy ny nitiavako anareo

Ref

(Zao no baikon'i Jeso) x2 , (mba mifankatiava re) x2
Toy ny mpirahalahy vnsgxnk (x2), mba mifankatiava re

(Zao no baikon'i Jeso) x2 , (mba mifankatiava re) x2
Toy ny mpirahalahy (x2), mba mifankatiava re

Ref

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'i Betela
Vangy : 264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 23/03/2026 09:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1806