Atolotro ho Anao ry Ray (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho Anao ry Ray
Ity tenako
Mba hanao ny sitrakao
Tena antsitra-po
Ary apetrako Aminao
Ny fiainako
Tariho aho tena ho Anao
Indro raiso, jjndywkt raiso aho Jeso
Tano aho, tsy hiala aminao
Maro ko reo fahavalo
Ta hamely ahy
Nefa raha Ianao no miaro ahy
Tsy tononkira.serasera.org wsev hanan-tahotra aho
Mba tantano aho Jeso
Tsy hihemotra
Raha sendra ny auxv manjo
Ianao tokiko
Ka haharitra doria
Eo aminao
Arovy aho, tena ho Anao
Ity tenako
Mba hanao ny sitrakao
Tena antsitra-po
Ary apetrako Aminao
Ny fiainako
Tariho aho tena ho Anao
Indro raiso, jjndywkt raiso aho Jeso
Tano aho, tsy hiala aminao
Maro ko reo fahavalo
Ta hamely ahy
Nefa raha Ianao no miaro ahy
Tsy tononkira.serasera.org wsev hanan-tahotra aho
Mba tantano aho Jeso
Tsy hihemotra
Raha sendra ny auxv manjo
Ianao tokiko
Ka haharitra doria
Eo aminao
Arovy aho, tena ho Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 3217
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/10/2007 09:48
