Soa ihany Jeso (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy misy intsony tononkira.serasera.org ety an-tany
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny uqxwtm Anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ny herinao
(Ö iza iza edqcbg no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy) x2
(Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) x2
(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia ykcve a, A-amen) x2
A/C: RADOFA EMILE
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny uqxwtm Anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ny herinao
(Ö iza iza edqcbg no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy) x2
(Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) x2
(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia ykcve a, A-amen) x2
A/C: RADOFA EMILE
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'i BetelaVisites : 186
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 09/04/2026 07:24
