Soa ihany Jeso (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsy misy intsony ety an-tany
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany zsmbxhg tononkira.serasera.org anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray qsscxof veqk ny Anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ny herinao
(Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy) x2
(Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) x2
(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia a, A-amen) x2
A/C: RADOFA EMILE
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany zsmbxhg tononkira.serasera.org anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra) x2
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray qsscxof veqk ny Anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ny herinao
(Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteby ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy) x2
(Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jesoa
Fa tsy mitana
Ny helok'izay hifonako) x2
(Hidera an'i Jehovah aho
Sy hankalaza ny Anarany
Haleloia a, Haleloia a
Haleloia a, A-amen) x2
A/C: RADOFA EMILE
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 188
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 09/04/2026 07:24
