Soa ihany (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy intsony ety an-tany
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana zofhh any an-danitra
Refrain
Isaoranay Ianao rruymp ry Ray ô
Asandratray ny anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ny herinao
Ö iza iza tononkira.serasera.org no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteny ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy
Refrain
Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jeso Fa tsy nitana
Ny helok'izay hifonako
Midera an'i Jehivah aho
Sy hankalaza ny anarany
Haleloia, ldxz haleloia
Haleloia, Amen
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana zofhh any an-danitra
Refrain
Isaoranay Ianao rruymp ry Ray ô
Asandratray ny anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ny herinao
Ö iza iza tononkira.serasera.org no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteny ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy
Refrain
Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jeso Fa tsy nitana
Ny helok'izay hifonako
Midera an'i Jehivah aho
Sy hankalaza ny anarany
Haleloia, ldxz haleloia
Haleloia, Amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 205
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 23/03/2026 08:53
