AMPAHEREZONAO (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko trotraka noho ny adiko
Mitady Anao hiulxrdw (Jeso) Ampaherezonao
Sao mila ho kivy izany fo ampaherezonao
Ny foko e, tohano re Jeso (Ampaherezonao Jeso)
Na mafy aza ny ady ety, ampeherezonao
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy
Ampaherezonao ny tononkira.serasera.org jbej foko, mba ho mpandresy
Tahaka Anao
Ny foko valaka idzrp mitady tanjona
Eo Aminao (Jeso) ampaherezonao sao
Tsy mba ho tody ao ampitsaharanao Jeso
Ny foko e tohano e Jeso (Ampaherezonao Jeso)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 4759
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 11/05/2009 14:35