Rano maria (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô pmsvrrol henoy ny vavakay izao
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba dzpoj tahio ampio ny zanakao
Rano be maria tononkira.serasera.org mangeniheny
Onjan-drano manindao mahery
Ray Tsitoha dia ekafvkuq ho very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba dzpoj tahio ampio ny zanakao
Rano be maria tononkira.serasera.org mangeniheny
Onjan-drano manindao mahery
Ray Tsitoha dia ekafvkuq ho very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 3162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/10/2007 09:51
