Rano maria (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô tononkira.serasera.org henoy ny vavakay izao
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba tahio ampio ny zanakao
Rano be maria mangeniheny
Onjan-drano manindao mahery
Ray dihkxhk Tsitoha dphesg dia ho xhlpghpb very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba tahio ampio ny zanakao
Rano be maria mangeniheny
Onjan-drano manindao mahery
Ray dihkxhk Tsitoha dphesg dia ho xhlpghpb very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 3293
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 16/10/2007 09:51
