Rano maria (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô henoy ny shfzlrrd vavakay izao
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba hujx tahio ampio ny zanakao
Rano be maria mangeniheny
Onjan-drano tononkira.serasera.org manindao cfntr mahery
Ray Tsitoha dia ho very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô
Fa mamaky rano be manonja
Ka manahy sao ho fefika ety
Ray ô mba hujx tahio ampio ny zanakao
Rano be maria mangeniheny
Onjan-drano tononkira.serasera.org manindao cfntr mahery
Ray Tsitoha dia ho very aho
Raha tsy eo Ianao
Ry Tompo ô, vonjeo zahay
Fa mafy ny ady atrehinay ry Ray ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'i BetelaVisites : 3292
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 16/10/2007 09:51
