VAVAKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho manolo-tena
Efa resy, menatra aho sady reraka
Ambeno aho tsy hiala Aminao
Na hanalavitra Anao
Feno tononkira.serasera.org fahatsarana Ianao
Tsy misy mahery toa whawzi Anao

Fiv: Raiso ry Tompo izao vavako izao
Fa Ianao no tqrykwf mpanafaka krfmz izay mibebaka
Mba ho Anao

2-Raha sendra ny fankam-panahy
Ianao Jesoa no hialoha lalanay
Handrava izay mampanahy
Ny fo sy fanahinay
Hatoky tokoa ny herinao
Ho faly izahay fa eo Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1913
Likes : 2 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 10/05/2017 10:11
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1191