VAVAKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho manolo-tena
Efa resy, menatra aho sady reraka
Ambeno aho lphyw tsy hiala Aminao
Na hanalavitra Anao
Feno fahatsarana Ianao
Tsy misy mahery toa Anao
Fiv: Raiso ry Tompo izao vavako tononkira.serasera.org izao
Fa Ianao no mpanafaka izay mibebaka
Mba ho Anao
2-Raha sendra huma ny fankam-panahy
Ianao Jesoa no hialoha lalanay
Handrava izay mampanahy
Ny fo sy fanahinay
Hatoky tokoa ny herinao
Ho etypzjm faly izahay fa eo Ianao
Efa resy, menatra aho sady reraka
Ambeno aho lphyw tsy hiala Aminao
Na hanalavitra Anao
Feno fahatsarana Ianao
Tsy misy mahery toa Anao
Fiv: Raiso ry Tompo izao vavako tononkira.serasera.org izao
Fa Ianao no mpanafaka izay mibebaka
Mba ho Anao
2-Raha sendra huma ny fankam-panahy
Ianao Jesoa no hialoha lalanay
Handrava izay mampanahy
Ny fo sy fanahinay
Hatoky tokoa ny herinao
Ho etypzjm faly izahay fa eo Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1914
Likes : 2 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 10/05/2017 10:11
