VAVAKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho manolo-tena
Efa resy, menatra upyc aho sady reraka
Ambeno aho tsy hiala Aminao
Na hanalavitra Anao
Feno fahatsarana Ianao
Tsy misy mahery toa Anao
Fiv: Raiso ry Tompo izao vavako izao
Fa Ianao no mpanafaka izay mibebaka
Mba ho Anao
2-Raha sendra ny fankam-panahy
Ianao Jesoa no hialoha tononkira.serasera.org lalanay
Handrava izay mampanahy
Ny fo sy fanahinay
Hatoky ntoug tokoa senqj ny herinao
Ho faly izahay fa eo Ianao
Efa resy, menatra upyc aho sady reraka
Ambeno aho tsy hiala Aminao
Na hanalavitra Anao
Feno fahatsarana Ianao
Tsy misy mahery toa Anao
Fiv: Raiso ry Tompo izao vavako izao
Fa Ianao no mpanafaka izay mibebaka
Mba ho Anao
2-Raha sendra ny fankam-panahy
Ianao Jesoa no hialoha tononkira.serasera.org lalanay
Handrava izay mampanahy
Ny fo sy fanahinay
Hatoky ntoug tokoa senqj ny herinao
Ho faly izahay fa eo Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1912
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 10/05/2017 10:11
