SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay sahy mijoro
Ho an' ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
Hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) sy vonona
Tena sahy(2)
Andray andraikitra
II- Ho mpitory mendrika tokoa
wsjoes eptsu Tsy hizaha tavan 'olona
Hampiatra reo lazain tcpy 'ny baiboly
Amim pahamendrehana
III-Ho mpitory mendri piderana
Amin'ireo asa izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an' ireo trotraka sy tononkira.serasera.org lao
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM-PAHAMENDREHANA
Ho an' ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
Hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) sy vonona
Tena sahy(2)
Andray andraikitra
II- Ho mpitory mendrika tokoa
wsjoes eptsu Tsy hizaha tavan 'olona
Hampiatra reo lazain tcpy 'ny baiboly
Amim pahamendrehana
III-Ho mpitory mendri piderana
Amin'ireo asa izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an' ireo trotraka sy tononkira.serasera.org lao
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM-PAHAMENDREHANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 18/12/2018 14:00
