SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay sahy mijoro
Ho an' ity cxnfj firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
Hampanjaka ny marina

Tena sahy(*3) sy vonona
Tena sahy(2)
Andray  andraikitra

II- Ho mpitory mendrika tokoa
    Tsy hizaha tavan 'olona
    Hampiatra tononkira.serasera.org reo lazain 'ny baiboly
    Amim pahamendrehana

III-Ho mpitory mendri piderana
    Amin'ireo asa izay atao
    Ho mpitory hitondra hazavana
ugsty    Ho an' ireo trotraka sy lao

HANATANTERAKA NY ASA mxxosud FITORIANA
AMIM-PAHAMENDREHANA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 18/12/2018 14:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538