ry zanak'ondry (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-ry zanak'ondry o! masina ianao
ry zanak'ondry o
ianao no herinay
ianao no vonjinay
fiv:
ry jesoa kristy lay mpanjaka lehibe
lay endrik'ilay ray nahary izao fshpkpw rehetra izao
ry zanak'ondry o! masina ianao
ry zanak'ondry o
2- ry mpampianatra o! ampianaro aho
ahaizako mampita ny hafatrao
tafio hery aho ahavitako
ny asanao ry tompo o vylswl
fiv....(x2)
ry jesoa kristy lay mpanjaka tononkira.serasera.org lehibe
lay endrik'ilay ray nahary izao rehetra izao
ianao no herinay
ianao no vonjinay
ry jesoa kristy lay mpanjaka lehibe
lay endrik'ilay ray nahary izao rehetra izao
tafio hery aho ahavitako ny asanao ry tompo o
ry zanak'ondry lawuhek o,masina ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 140
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 20/03/2026 20:22