ry zanak'ondry (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-ry zanak'ondry o! masina ianaory zanak'ondry o
ianao no herinay
ianao no vonjinay
fiv:
ry jesoa kristy lay mpanjaka lehibe
lay endrik'ilay ray nahary izao rehetra izao
ry zanak'ondry o! masina ianao
ry zanak'ondry o
2- ry mpampianatra o! ampianaro aho
ahaizako mampita ny hafatrao
tafio hery aho ahavitako
ny asanao ry tompo o
fiv....(x2)
ry jesoa kristy lay mpanjaka lehibe
lay endrik'ilay ray nahary izao rehetra izao
ianao no herinay
ianao no vonjinay
ry jesoa kristy lay mpanjaka lehibe
lay endrik'ilay ray nahary izao rehetra izao
tafio hery aho ahavitako ny asanao ry tompo o
ry zanak'ondry o,masina ianao
ry zanak'ondry o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Rahony
Date : 20/03/2026 20:22
