RY TOMPOKO BE FITIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo be fitia
Indro ny glnuzi foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho ny ratsy vitanay
Ankehitriny anefa Ray
Navotanao indray
O! ry dazznv Tompo, ry Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha ny volamena
Fa tononkira.serasera.org ny fo kmjrtacq tsy terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
Indro ny glnuzi foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho ny ratsy vitanay
Ankehitriny anefa Ray
Navotanao indray
O! ry dazznv Tompo, ry Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha ny volamena
Fa tononkira.serasera.org ny fo kmjrtacq tsy terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1665
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:50
