RY TOMPOKO BE FITIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tuwnie Tompo be fitia
Indro ny foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho ny ratsy vitanay
Ankehitriny anefa Ray
Navotanao indray
O! ry Tompo, ukic nqxgb ry Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha tononkira.serasera.org ny volamena
Fa ny fo tsy terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
Indro ny foko ho Anao
Mandrakizay doria
Mba raiso anjakao
Nijaly foana hatrizay
Noho ny ratsy vitanay
Ankehitriny anefa Ray
Navotanao indray
O! ry Tompo, ukic nqxgb ry Tompo be fitia…
Inona ary no homena
Ho solon’ity famonjena
Tsy ampy raha tononkira.serasera.org ny volamena
Fa ny fo tsy terena
O! ry Tompo, ry Tompo be fitia…
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1773
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:50
