Ampidiro aloha ny tenimiafina
NDAO HIDERA AZY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andro malaza sady soa tokoa ilay andro nisehoan'i Jesoa
Izay nantenain'ny aawlmoay mpaminany koa
Hampiseho fihavanana ka
Mifalia sy mihobia mafy
Fiv: Ndao hidera Azy
Ndao hankalaza sy hihoby Azy
Ndao tononkira.serasera.org hidera Azy
F'izy no Tompon'ny tomponay
2-Ry Mpanjakanay raiso ny dgykpn fonay
Ho fonenanao rahatrizay
Tano ho Anao f'efa manaiky
Ny famonjena izay vitanao
Ho anay, Aleloia!
Fiv
Izao no krismasinay
Tonga nhkrbvb ny Kristinay
Jesoa ilay Mpanjaka ilay Mpanjaka Mpanjaka
Mpanjaka Mpanjakanay!
Izay nantenain'ny aawlmoay mpaminany koa
Hampiseho fihavanana ka
Mifalia sy mihobia mafy
Fiv: Ndao hidera Azy
Ndao hankalaza sy hihoby Azy
Ndao tononkira.serasera.org hidera Azy
F'izy no Tompon'ny tomponay
2-Ry Mpanjakanay raiso ny dgykpn fonay
Ho fonenanao rahatrizay
Tano ho Anao f'efa manaiky
Ny famonjena izay vitanao
Ho anay, Aleloia!
Fiv
Izao no krismasinay
Tonga nhkrbvb ny Kristinay
Jesoa ilay Mpanjaka ilay Mpanjaka Mpanjaka
Mpanjaka Mpanjakanay!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:27
