NDAO HIDERA AZY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andro xcoee malaza sady soa tokoa ilay andro nisehoan'i Jesoa
Izay nantenain'ny mpaminany koa
Hampiseho fihavanana ka
Mifalia sy mihobia mafy

Fiv: rwcy Ndao hidera Azy
Ndao hankalaza sy hihoby Azy
Ndao hidera Azy
F'izy no Tompon'ny tomponay

2-Ry Mpanjakanay raiso ny fonay
Ho fonenanao rahatrizay
Tano ibff ho Anao f'efa manaiky
Ny famonjena izay vitanao
Ho anay, Aleloia!

Fiv
Izao no krismasinay
Tonga ny Kristinay
Jesoa ilay Mpanjaka ilay tononkira.serasera.org Mpanjaka Mpanjaka
Mpanjaka Mpanjakanay!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1424
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1158