Ampidiro aloha ny tenimiafina
MOA AZONAO ANTOKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa azonao antoka ver y mpanota
Ny fahafinaretan’ity tany ity e
No gzjzqc dia mifikitra eto mafy loatra
Ny fanahy ho tsaraina tononkira.serasera.org any an-koatra
Ny eto anie gbpb madera
Ny madera eeqhtlu toy ny voninkazo
Tsy mateza na dia mamerovero
Mora lefy mora malazo
Ka aza dia variana eto loatra
Fa mba hevero
Ny toe-panahy adala
Andeha omem-beloma (X3) anio
K havaozy ny fiainanao
Hanova fo maloto (X2)
Ho fo madio
Ny miandry ho am-pitso
Halavironao,aza milasilasy na misalasala
F ny fasana tsy mifidy, tsy mifidy alaina
Tsy mifidy alaina ka araraoty
Mba raiso anio re Jeso (X3)
Ny havanay malala
Pasteur RASOLOFOSON Jean Eperant
Ny fahafinaretan’ity tany ity e
No gzjzqc dia mifikitra eto mafy loatra
Ny fanahy ho tsaraina tononkira.serasera.org any an-koatra
Ny eto anie gbpb madera
Ny madera eeqhtlu toy ny voninkazo
Tsy mateza na dia mamerovero
Mora lefy mora malazo
Ka aza dia variana eto loatra
Fa mba hevero
Ny toe-panahy adala
Andeha omem-beloma (X3) anio
K havaozy ny fiainanao
Hanova fo maloto (X2)
Ho fo madio
Ny miandry ho am-pitso
Halavironao,aza milasilasy na misalasala
F ny fasana tsy mifidy, tsy mifidy alaina
Tsy mifidy alaina ka araraoty
Mba raiso anio re Jeso (X3)
Ny havanay malala
Pasteur RASOLOFOSON Jean Eperant
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1412
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:15
