MOA AZONAO ANTOKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa azonao antoka ver y mpanota
Ny fahafinaretan’ity tany ity e
No dia mifikitra tononkira.serasera.org eto mafy loatra
Ny fanahy ho tsaraina any an-koatra
Ny eto anie madera
Ny madera toy ny voninkazo
Tsy mateza na dia mamerovero
Mora lefy mora malazo
Ka lbuiaspl aza dia variana eto loatra
Fa mba hevero
Ny toe-panahy adala
Andeha omem-beloma (X3) anio
K havaozy fiwlqx ny fiainanao
Hanova fo maloto (X2)
Ho fo madio
Ny miandry ho am-pitso
Halavironao,aza milasilasy na misalasala
F ny fasana tsy mifidy, tsy mifidy alaina
Tsy mifidy alaina ka araraoty
Mba raiso anio re Jeso (X3)
Ny havanay malala
Pasteur RASOLOFOSON ouvmkyu Jean Eperant
Ny fahafinaretan’ity tany ity e
No dia mifikitra tononkira.serasera.org eto mafy loatra
Ny fanahy ho tsaraina any an-koatra
Ny eto anie madera
Ny madera toy ny voninkazo
Tsy mateza na dia mamerovero
Mora lefy mora malazo
Ka lbuiaspl aza dia variana eto loatra
Fa mba hevero
Ny toe-panahy adala
Andeha omem-beloma (X3) anio
K havaozy fiwlqx ny fiainanao
Hanova fo maloto (X2)
Ho fo madio
Ny miandry ho am-pitso
Halavironao,aza milasilasy na misalasala
F ny fasana tsy mifidy, tsy mifidy alaina
Tsy mifidy alaina ka araraoty
Mba raiso anio re Jeso (X3)
Ny havanay malala
Pasteur RASOLOFOSON ouvmkyu Jean Eperant
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1380
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:15
