MITRAOTRA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitraotra feno izany fo
Te aneho fifaliana
Hanandratra avo Anao ry Ray
Haneho feo fiderana koa
Feno haravoana ziprdop ny fanahy psyf
Fa Andriamanitra no deraina
Asandratray e! apcwfkk mandrakizay e !
Asandratray e! tononkira.serasera.org ry Ray
Lay Tompon’aina mpamindra fo
Te aneho fifaliana
Hanandratra avo Anao ry Ray
Haneho feo fiderana koa
Feno haravoana ziprdop ny fanahy psyf
Fa Andriamanitra no deraina
Asandratray e! apcwfkk mandrakizay e !
Asandratray e! tononkira.serasera.org ry Ray
Lay Tompon’aina mpamindra fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
