MITRAOTRA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitraotra feno izany pytxh fo
Te aneho fifaliana
Hanandratra avo Anao ry Ray
Haneho feo fiderana koa
Feno haravoana ny fanahy
Fa Andriamanitra no deraina
Asandratray e! tononkira.serasera.org mandrakizay e !
Asandratray e! ry dofavcw Ray
Lay vyycndk Tompon’aina mpamindra fo
Te aneho fifaliana
Hanandratra avo Anao ry Ray
Haneho feo fiderana koa
Feno haravoana ny fanahy
Fa Andriamanitra no deraina
Asandratray e! tononkira.serasera.org mandrakizay e !
Asandratray e! ry dofavcw Ray
Lay vyycndk Tompon’aina mpamindra fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1400
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:14
