Manaiky Anao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hpbhmtb 1-Voninahitra Voninahitra Voninahitra
Ho Anao ry Ray mandrakizay
Voninahitra Voninahitra
Ho Anao ry bitlyaz Ray*2 mandrakizay
2- Mankalaza Anao*3
Fa mahery tononkira.serasera.org Ianao Mpanjakanay
Mankalaza Anao*3
Mahery Ianao*2 Mpanjakanay

Réf:Manaiky Anao izao rehetra izao
Miondrik'eo anatrehanao
Masina Ianao*2
Jéhovah ô!

jicnxf

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1580
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 17/04/2018 18:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306