Manaiky Anao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Voninahitra Voninahitra Voninahitra
Ho Anao ry Ray mandrakizay
Voninahitra Voninahitra
Ho Anao ry Ray*2 mandrakizay
2- Mankalaza Anao*3
Fa mahery Ianao Mpanjakanay
Mankalaza Anao*3
Mahery Ianao*2 Mpanjakanay

Réf:Manaiky Anao izao rehetra izao
Miondrik'eo anatrehanao
Masina Ianao*2
Jéhovah ô!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1169
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 17/04/2018 18:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2161