JESO NO MPIANDRY TSARA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no sqor mpiandry tsara
Sy ny mpitondra tsara
Ka natolony ny ainy
Hisolo ny ondry
Matokia ianareo
Ry ondriko vitsy
Fa sioasvah ny Rainareo
Mikasa tononkira.serasera.org hitandrina anareo
Jeso no mpiandry oplk tsara…….
Izaho no mpitarika sy mpitondra tsara
Izay mananraka Ahy handresy ny ratsy
Ary amin’ny farany alaiko ny ahy
Tsy hisaraka amiko ho ela mandrakizay
Jeso no mpiandry tsara……
Sy ny mpitondra tsara
Ka natolony ny ainy
Hisolo ny ondry
Matokia ianareo
Ry ondriko vitsy
Fa sioasvah ny Rainareo
Mikasa tononkira.serasera.org hitandrina anareo
Jeso no mpiandry oplk tsara…….
Izaho no mpitarika sy mpitondra tsara
Izay mananraka Ahy handresy ny ratsy
Ary amin’ny farany alaiko ny ahy
Tsy hisaraka amiko ho ela mandrakizay
Jeso no mpiandry tsara……
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:14
