JESO NO MPIANDRY TSARA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa no mpiandry zfrn tsara
Sy reeball ny mpitondra tsara
Ka natolony ny tqngk ainy
Hisolo ny ondry

Matokia ianareo
Ry ondriko vitsy
Fa tononkira.serasera.org ny Rainareo
Mikasa hitandrina anareo

Jeso no mpiandry tsara…….

Izaho no mpitarika sy mpitondra tsara
Izay mananraka Ahy handresy ny ratsy

Ary amin’ny farany alaiko ny ahy
Tsy hisaraka amiko ho ela mandrakizay

Jeso no mpiandry tsara……

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1614
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413