IZA RE? (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza re no ikmodydm mba hanaiky ho namanay( eny ho namanay)
Hamory ireo ondry maron’i Jesoa (ondry maron’i Jesoa)
Koa mitsangana ry hery velona
Hamoha izay matory
Ndao e! ndao e ! ndao e! hiaraka haminda
Ndao e! ndao e ! ndao e!ho mpanompon’ny Ray
2-Jesosy ô! ampio zahay tsy ho solafaka( eny tsy tononkira.serasera.org ho solafaka)
Fa maro ireo fahavalo mamely anay ( tena mamely anay)
Koa mitandrema ry olo-maro
Fa be ny fahavalo
Ndao e! ndao e! ndao e! tano Jesosy
Ndao e! ndao e! wqqtry ndao e!fa dfirxfq ampinga tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1754
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:15