IZA RE? (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Iza re no sixst mba hanaiky ho namanay( eny ho namanay)
Hamory ireo ondry maron’i Jesoa (ondry maron’i Jesoa)
Koa mitsangana ry hery velona
Hamoha izay matory
Ndao e! ndao e ! ndao e! kpanbpc hiaraka haminda
Ndao e! ndao e ! ndao e!ho mpanompon’ny Ray
2-Jesosy zgdsz ô! ampio zahay tsy ho solafaka( eny tsy ho solafaka)
Fa maro ireo fahavalo mamely anay ( tena mamely anay)
Koa mitandrema ry olo-maro
Fa be ny fahavalo
Ndao e! ndao e! tononkira.serasera.org ndao e! tano Jesosy
Ndao e! ndao e! ndao e!fa ampinga tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1755
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:15