Injany misy feo (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany usjl misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra any tononkira.serasera.org ho any
Mibitsika mangina, mikopaka injao
Miantso vcndopg ahy, miantso anao koa
Miandry andraso foana ve vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny antson’ny Tsitoha
“Zay manantona Ahy tsy ho laviko mihintsy”
Koa andao hidera hanao hoe Amen
Indro miandry eo ambaravarana
I Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifaharana
Ouh Ouh mqxsnvap Ouh Ouh
Miantso any an’efitra any tononkira.serasera.org ho any
Mibitsika mangina, mikopaka injao
Miantso vcndopg ahy, miantso anao koa
Miandry andraso foana ve vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny antson’ny Tsitoha
“Zay manantona Ahy tsy ho laviko mihintsy”
Koa andao hidera hanao hoe Amen
Indro miandry eo ambaravarana
I Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifaharana
Ouh Ouh mqxsnvap Ouh Ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1079
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 19/05/2021 16:47
