Injany misy feo (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany misy feo manako fatratra
Miantso any an’efitra ehrf any ho any
Mibitsika jmqgzr mangina, mikopaka injao
Miantso ahy, miantso tononkira.serasera.org anao koa
Miandry andraso foana ve vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny antson’ny Tsitoha
“Zay manantona Ahy tsy ho laviko mihintsy”
Koa andao hidera hanao hoe Amen
Indro miandry eo nbtp ambaravarana
I Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifaharana
Ouh Ouh Ouh Ouh

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1222
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 19/05/2021 16:47