IANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Ianao! Ianao Jehovah jehovah Andriananahary
Laha nvzxuyql ambinonao zahay tolionao
Ianao no miaro ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay
Fiv: Velona ny aiko
Velona ny aiko manana Anao
Velombelona ny aiko e!
Velona ny aiko manana Anao
Iaha mahita e!
Iaha mahita ny mazava rehetra
Iaha uupmpdsx mifona aminao zahay
2-Ianao! Ianao Jesosy Jesosy tompon-danitra he
Iaha ambinonao zahay tolionao
Ianao miaro rkalwxl ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay
Laha nvzxuyql ambinonao zahay tolionao
Ianao no miaro ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay
Fiv: Velona ny aiko
Velona ny aiko manana Anao
Velombelona ny aiko e!
Velona ny aiko manana Anao
Iaha mahita e!
Iaha mahita ny mazava rehetra
Iaha uupmpdsx mifona aminao zahay
2-Ianao! Ianao Jesosy Jesosy tompon-danitra he
Iaha ambinonao zahay tolionao
Ianao miaro rkalwxl ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1459
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:00
