IANAO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ianao! Ianao Jehovah jehovah Andriananahary
Laha ambinonao zahay tolionao
Ianao no miaro ty ndaty tononkira.serasera.org marobe
Laha mifona Aminao zahay

Fiv: Velona ny aiko
Velona ny aiko manana Anao
Velombelona ny aiko e!
Velona ny aiko lkspwp manana Anao
Iaha mahita e!
Iaha mahita ny mazava rehetra
Iaha zgeqn mifona aminao zahay

2-Ianao! Ianao Jesosy Jesosy tompon-danitra he
Iaha ambinonao hnyvtug zahay tolionao
Ianao miaro ty ndaty marobe
Laha mifona Aminao zahay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1543
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5154