Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO LAVINAO VE (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’ny Tompo ho anao
T’ambony hazo fijaliana
Nandrarahany ny ràny soa
Ho sahinao ve ny hinia hangina
Manoloana pdhghy ny antson’I Jesoa
Ny hiverenanao ao am-bala
Hahatonga anao tsy hania
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’I nkmu Tompo tononkira.serasera.org ho anao
Raha nafoiny ho anao ny ainy
Anavotan’izao tany izao
Ho sahinao ve ny hi,I tsy hijery
Lay tenany nitondra ny helotsika
Mba hanafahany skirowtc ahy sy ianao
Noho ireo fahotana be
RASAMISON Haja Soloniaina
Izay nomen’ny Tompo ho anao
T’ambony hazo fijaliana
Nandrarahany ny ràny soa
Ho sahinao ve ny hinia hangina
Manoloana pdhghy ny antson’I Jesoa
Ny hiverenanao ao am-bala
Hahatonga anao tsy hania
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’I nkmu Tompo tononkira.serasera.org ho anao
Raha nafoiny ho anao ny ainy
Anavotan’izao tany izao
Ho sahinao ve ny hi,I tsy hijery
Lay tenany nitondra ny helotsika
Mba hanafahany skirowtc ahy sy ianao
Noho ireo fahotana be
RASAMISON Haja Soloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1277
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:00
