HO LAVINAO VE (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’ny Tompo izhnu ho anao
T’ambony hazo fijaliana
Nandrarahany ny ràny soa
Ho sahinao ve ny hinia hangina
Manoloana ny antson’I Jesoa
Ny hiverenanao ao am-bala
Hahatonga anao tsy ykozwldy hania
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’I Tompo kanmyhtt ho anao
Raha nafoiny ho anao ny ainy
Anavotan’izao tany izao
Ho sahinao ve ny hi,I tsy hijery
Lay tenany nitondra ny tononkira.serasera.org helotsika
Mba hanafahany ahy sy ianao
Noho ireo fahotana be
RASAMISON Haja Soloniaina
Izay nomen’ny Tompo izhnu ho anao
T’ambony hazo fijaliana
Nandrarahany ny ràny soa
Ho sahinao ve ny hinia hangina
Manoloana ny antson’I Jesoa
Ny hiverenanao ao am-bala
Hahatonga anao tsy ykozwldy hania
Ho lavinao ve ny famonjena
Izay nomen’I Tompo kanmyhtt ho anao
Raha nafoiny ho anao ny ainy
Anavotan’izao tany izao
Ho sahinao ve ny hi,I tsy hijery
Lay tenany nitondra ny tononkira.serasera.org helotsika
Mba hanafahany ahy sy ianao
Noho ireo fahotana be
RASAMISON Haja Soloniaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1278
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:00
