Hihira ho Anao aho (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nandalo ny fotoana, eastmxvb ny andro
Nisedra zava-maro tokoa
Nitory, nizara izay mahasoa
Ny teny Masinao ry Ilay Tsitoha
Fiv: Ndreto izahay mijoro
Hanavao ny tenanay
Koa asandratray ny xzslonmk dera
Ho Anao Mpanjakanay
2-Mangataka aminao 'zahay ryJesoa
Hitarika anay lalandava
Ny teninao no tokinay, hifaharanay
Handresenay ireo tononkira.serasera.org fahavalonay
Bridge : Hihira ho Anao jahj aho raha mbola velona.
Nisedra zava-maro tokoa
Nitory, nizara izay mahasoa
Ny teny Masinao ry Ilay Tsitoha
Fiv: Ndreto izahay mijoro
Hanavao ny tenanay
Koa asandratray ny xzslonmk dera
Ho Anao Mpanjakanay
2-Mangataka aminao 'zahay ryJesoa
Hitarika anay lalandava
Ny teninao no tokinay, hifaharanay
Handresenay ireo tononkira.serasera.org fahavalonay
Bridge : Hihira ho Anao jahj aho raha mbola velona.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2014
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 18/01/2018 16:29
