Hihira ho Anao aho (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nandalo ny fotoana, ny andro
Nisedra zava-maro tokoa
Nitory, nizara qpoxo izay bwrz mahasoa
Ny teny Masinao erzoayti ry Ilay Tsitoha
Fiv: Ndreto izahay tononkira.serasera.org mijoro
Hanavao ny tenanay
Koa asandratray ny dera
Ho Anao Mpanjakanay
2-Mangataka aminao 'zahay ryJesoa
Hitarika anay lalandava
Ny teninao no tokinay, hifaharanay
Handresenay ireo fahavalonay
Bridge : Hihira ho Anao aho raha mbola velona.
Nisedra zava-maro tokoa
Nitory, nizara qpoxo izay bwrz mahasoa
Ny teny Masinao erzoayti ry Ilay Tsitoha
Fiv: Ndreto izahay tononkira.serasera.org mijoro
Hanavao ny tenanay
Koa asandratray ny dera
Ho Anao Mpanjakanay
2-Mangataka aminao 'zahay ryJesoa
Hitarika anay lalandava
Ny teninao no tokinay, hifaharanay
Handresenay ireo fahavalonay
Bridge : Hihira ho Anao aho raha mbola velona.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2080
Likes : 0 Like
Created by : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:29
