FIKASANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaky ny mijery ny tontoloko aho ry Raiko ô!
Dia miandrandra rafj foana te hiteny ho Anao aho
Isaky ny mahita ireo tanora zwoysjkf maro namako aho
Dia honena foana te hiteny hoe misy Ianao
Fiv: Tiako zaraina amin’ireo tsy mahalala Ianao
Tiako dradraina hatrany fa velona mandrakizay
2-Isaky ny mibanjina ireo mpitondra mafaitra aho
Dia tsaroako hatrany izay nataonao tamiko
Isaky tononkira.serasera.org ny mieritreritra ny taniko aho Raiko hqshlrpm ô!
Dia te hitraotra hijoro fa mahery Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1642
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 12:59