FIKASANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ehkfy 1-Isaky ny mijery ny tontoloko aho ry Raiko ô!
Dia miandrandra foana te hiteny ho Anao aho
Isaky ny tononkira.serasera.org mahita ireo tanora maro namako aho
Dia honena foana te hiteny catfnwem hoe misy Ianao
Fiv: Tiako zaraina amin’ireo tsy mahalala Ianao
Tiako dradraina hatrany fa velona mandrakizay
2-Isaky ny mibanjina ireo mpitondra mafaitra aho
Dia tsaroako hatrany izay nataonao urflfdq tamiko
Isaky ny mieritreritra ny taniko aho Raiko ô!
Dia te hitraotra hijoro fa mahery Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1742
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 12:59