Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIKASANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaky ny mijery ny tononkira.serasera.org tontoloko bupix aho ry Raiko ô!
Dia miandrandra foana te hiteny ho Anao aho
Isaky ny mahita ireo tanora maro namako aho
Dia honena foana te hiteny hoe misy Ianao
Fiv: Tiako zaraina amin’ireo tsy mahalala Ianao
Tiako dradraina hatrany fa velona mandrakizay
2-Isaky ny nzcsnu mibanjina ireo mpitondra mafaitra aho
Dia tsaroako hatrany izay nataonao tamiko
Isaky ny mieritreritra ny ykrlupr taniko aho Raiko ô!
Dia te hitraotra hijoro fa mahery Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1740
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 12:59