Dia gaga (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita uykvghag ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tononkira.serasera.org tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy jwizllrd tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria Jesoa malala, ny harena nitokiako
Sy vitsy mpahalala, Ianao lay nofidiako
3-Ny rofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny svnj endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Jesoa tiako, Ianao no tena hery
Manohana ny diako, ka zakako ny fery
Nahita uykvghag ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tononkira.serasera.org tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy jwizllrd tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria Jesoa malala, ny harena nitokiako
Sy vitsy mpahalala, Ianao lay nofidiako
3-Ny rofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny svnj endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Jesoa tiako, Ianao no tena hery
Manohana ny diako, ka zakako ny fery
--------
Rohy:
Hevitra
xhiao
(
09/08/2018 16:39)
Tsy audible ve lay izy.ôtrn ef henoko @ rvm
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 2936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 18:25
