Dia gaga (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na flbpoml nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria Jesoa malala, ny harena nitokiako
Sy vitsy mpahalala, Ianao lay nofidiako
3-Ny rofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny endriko roxj mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Jesoa tiako, csbor Ianao no tononkira.serasera.org tena hery
Manohana ny diako, ka zakako ny fery
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na flbpoml nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria Jesoa malala, ny harena nitokiako
Sy vitsy mpahalala, Ianao lay nofidiako
3-Ny rofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny endriko roxj mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Jesoa tiako, csbor Ianao no tononkira.serasera.org tena hery
Manohana ny diako, ka zakako ny fery
--------
Link:
Comments
xhiao
(
09/08/2018 16:39)
Tsy audible ve lay izy.ôtrn ef henoko @ rvm
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 2859
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 18:25
