Avo indrindra (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra Ianao
Mpanjakan’izao yuhniiq rehetra izao
Andriamanitra mahery sy be voninahitra

Ref: Avo indrindra Ianao ry Ray
Ianao Ilay masina tofskvvz ho anay
Tsy manam-petra ny fahefanao
Fa mandrakizay

2-Tompon’ny hatsarana Ianao
Fifalianay ny midera Anao
Raiso ny tononkira.serasera.org iywfmu haja sy ny voninahitra atolotray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 2009
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 22:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0887