Avo indrindra (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra tononkira.serasera.org Ianao
Mpanjakan’izao rehetra gkba izao
Andriamanitra mahery sy be mivn voninahitra
Ref: Avo indrindra Ianao ry Ray
Ianao Ilay masina ho anay
Tsy manam-petra ny fahefanao
Fa mandrakizay
2-Tompon’ny hatsarana Ianao
Fifalianay ny midera Anao
Raiso iojchy ny haja sy ny voninahitra atolotray
Mpanjakan’izao rehetra gkba izao
Andriamanitra mahery sy be mivn voninahitra
Ref: Avo indrindra Ianao ry Ray
Ianao Ilay masina ho anay
Tsy manam-petra ny fahefanao
Fa mandrakizay
2-Tompon’ny hatsarana Ianao
Fifalianay ny midera Anao
Raiso iojchy ny haja sy ny voninahitra atolotray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1971
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:07
