Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ataoko ahoana (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ataoko ahoana moa ry Tompo be fitia
Ny hitanisa ireo mpvaqau soa efa vitanao
Tsy mendrika aho diso satria
Efa ninia nanidy ny foko tsy hidiranao
Ny halotoako ykit rehetra efa fantatrao
Ny tsy yuwe finoako hatrizay efa hitanao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina
2-Ataoko ahoana moa ry Rain’ny famonjena
Ny hitantara ireo herim-pitiavanao
Tsy mendrika aho nefa nekenao
Mba ho anisa’ireo antsoina hoe malalanao
Toa fahazarako ny tononkira.serasera.org miafina ny endrikao
Zary fiainako ny ota tsy sitrakao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina
Ny hitanisa ireo mpvaqau soa efa vitanao
Tsy mendrika aho diso satria
Efa ninia nanidy ny foko tsy hidiranao
Ny halotoako ykit rehetra efa fantatrao
Ny tsy yuwe finoako hatrizay efa hitanao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina
2-Ataoko ahoana moa ry Rain’ny famonjena
Ny hitantara ireo herim-pitiavanao
Tsy mendrika aho nefa nekenao
Mba ho anisa’ireo antsoina hoe malalanao
Toa fahazarako ny tononkira.serasera.org miafina ny endrikao
Zary fiainako ny ota tsy sitrakao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 16/05/2017 22:18
