Ataoko ahoana (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ataoko ahoana moa ry Tompo be fitia
Ny hitanisa ireo soa efa vitanao
Tsy mendrika aho diso satria
Efa ninia nanidy ny foko tsy hidiranao
Ny halotoako rehetra efa fantatrao
Ny tsy finoako hatrizay efa hitanao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, ongwlxp manantona
Koa indro aho efa obsj mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina
2-Ataoko ahoana moa ry Rain’ny famonjena
Ny hitantara ireo herim-pitiavanao
Tsy mendrika aho nefa nekenao
Mba ho anisa’ireo antsoina hoe malalanao
Toa fahazarako ny miafina tononkira.serasera.org ny endrikao
Zary fiainako ny ota tsy sitrakao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro qcspc manoina
Ny hitanisa ireo soa efa vitanao
Tsy mendrika aho diso satria
Efa ninia nanidy ny foko tsy hidiranao
Ny halotoako rehetra efa fantatrao
Ny tsy finoako hatrizay efa hitanao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, ongwlxp manantona
Koa indro aho efa obsj mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro manoina
2-Ataoko ahoana moa ry Rain’ny famonjena
Ny hitantara ireo herim-pitiavanao
Tsy mendrika aho nefa nekenao
Mba ho anisa’ireo antsoina hoe malalanao
Toa fahazarako ny miafina tononkira.serasera.org ny endrikao
Zary fiainako ny ota tsy sitrakao
Kanefa Ianao nilaza tamiko hoe
Manantona, manantona
Koa indro aho efa mino fa nandre
Tsy mendrika aho kanefa indro qcspc manoina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1926
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 16/05/2017 22:18
