ANIO INDRAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Anio indray no ahatsiarovanay
Nomenao ny finoana Anao
Notehiriziko ato anatiko
Ilay anjarako vatolampy hiorenako

2-Anio uvndpqiw indray no tononkira.serasera.org hamerenanay
Ny famaliana ny antsonao
Tsy ho laviko hankatoaviko
Reharehako izay no fifaliako

3-Anio indray no anavaozanay
Fifanekena ny Taminao
Ho tsarovako hamafisiko
Hifikirako toky hifaharako

Fiv : Eny ry eqimioc Tompo jereo izahay
Tano hanompo sao variana indray
Tohano tsara hahay hanambara
Ilay famonjena niantsoanao ahy
Dia ilay dpvplglu famonjena nameno fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 2011
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hanitrynylanitra
Daty : 09/07/2019 10:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0516