ANIO INDRAY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Anio indray no ahatsiarovanay
Nomenao ny finoana Anao
Notehiriziko ato anatiko
Ilay anjarako vatolampy tononkira.serasera.org hiorenako
2-Anio indray no hamerenanay
Ny famaliana ny antsonao
Tsy ho laviko hankatoaviko
Reharehako izay no fifaliako
3-Anio indray no anavaozanay
Fifanekena ny Taminao
Ho tsarovako hamafisiko
Hifikirako toky hifaharako
Fiv erwe : Eny ry Tompo jereo izahay
Tano hanompo sao variana indray
Tohano tsara hahay hanambara
Ilay famonjena vyycka niantsoanao ahy
Dia ilay mklge famonjena nameno fanahy
Nomenao ny finoana Anao
Notehiriziko ato anatiko
Ilay anjarako vatolampy tononkira.serasera.org hiorenako
2-Anio indray no hamerenanay
Ny famaliana ny antsonao
Tsy ho laviko hankatoaviko
Reharehako izay no fifaliako
3-Anio indray no anavaozanay
Fifanekena ny Taminao
Ho tsarovako hamafisiko
Hifikirako toky hifaharako
Fiv erwe : Eny ry Tompo jereo izahay
Tano hanompo sao variana indray
Tohano tsara hahay hanambara
Ilay famonjena vyycka niantsoanao ahy
Dia ilay mklge famonjena nameno fanahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1958
Likes : 0 Like
Created by : hanitrynylanitra
Date : 09/07/2019 10:40
